FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 16:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Tsara laza teo amin’ireo rahalahy tany Lystra sy Ikonioma izy.

  • Asan’ny Apostoly 22:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Ary tonga i Ananiasy, lehilahy matahotra an’Andriamanitra sady mankatò ny Lalàna ary tsara laza+ teo amin’ny Jiosy rehetra nonina tany.

  • 2 Korintianina 8:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Fa izahay dia “miomana ny hizara izany amim-pahamarinana, tsy eo imason’i Jehovah ihany, fa eo imason’ny olona+ koa.”

  • 1 Tesalonianina 4:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Amin’izay dia hitondra tena tsara+ eo anatrehan’ny olona eny ivelany+ ianareo, ary tsy hisy hahory anareo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara