Romanina 12:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Aza mamaly ratsy ny ratsy,+ na amin’iza na amin’iza. Manaova izay tsara eo imason’ny olona rehetra. 2 Korintianina 8:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Fa izahay dia “miomana ny hizara izany amim-pahamarinana, tsy eo imason’i Jehovah ihany, fa eo imason’ny olona+ koa.”
17 Aza mamaly ratsy ny ratsy,+ na amin’iza na amin’iza. Manaova izay tsara eo imason’ny olona rehetra.
21 Fa izahay dia “miomana ny hizara izany amim-pahamarinana, tsy eo imason’i Jehovah ihany, fa eo imason’ny olona+ koa.”