23 Tsy mba nanevateva izy+ rehefa nisy nanevateva,+ ary tsy mba nandrahona rehefa nijaly,+ fa nanankina foana ny fiainany kosa tamin’ilay+ mitsara araka ny hitsiny.
9 ka aza mamaly ratsy ny ratsy+ na manevateva rehefa misy manevateva.+ Aoka kosa ianareo hirary soa+ satria ho amin’izany no niantsoana anareo, mba handovanareo fitahiana.