Ohabolana 20:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Aza manao hoe: “Hamaly ny ratsy nataony aho!”+ Aoka ianao hanantena an’i Jehovah,+ dia hamonjy anao izy.+ Matio 5:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Izaho kosa anefa milaza aminareo hoe: Aza manohitra an’izay manisy ratsy anao, fa na iza na iza mamely tehamaina ny takolakao havanana,+ dia atodiho any aminy koa ny takolakao ilany. Romanina 12:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Aza mamaly faty,+ ry malala, fa omeo toerana ny fahatezeran’Andriamanitra,+ fa voasoratra hoe: “Ahy ny famaliana. Izaho no hamaly, hoy i Jehovah.”+
22 Aza manao hoe: “Hamaly ny ratsy nataony aho!”+ Aoka ianao hanantena an’i Jehovah,+ dia hamonjy anao izy.+
39 Izaho kosa anefa milaza aminareo hoe: Aza manohitra an’izay manisy ratsy anao, fa na iza na iza mamely tehamaina ny takolakao havanana,+ dia atodiho any aminy koa ny takolakao ilany.
19 Aza mamaly faty,+ ry malala, fa omeo toerana ny fahatezeran’Andriamanitra,+ fa voasoratra hoe: “Ahy ny famaliana. Izaho no hamaly, hoy i Jehovah.”+