Deoteronomia 32:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ahy ny famaliana, ary izaho no hamaly.+ Hivembena+ izy ireo amin’ny fotoana voatondro,Satria akaiky ny andro hahitany loza,+Ary avy haingana ny zavatra voaomana hihatra aminy.’+ Ohabolana 24:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Aza manao hoe: “Izay nataony tamiko no hataoko aminy.+ Hovaliako araka ny nataony avy ny tsirairay.”+ Matio 5:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 “Efa renareo fa voalaza hoe: ‘Maso ho solon’ny maso ary nify ho solon’ny nify.’+ Romanina 12:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Aza mamaly ratsy ny ratsy,+ na amin’iza na amin’iza. Manaova izay tsara eo imason’ny olona rehetra. 1 Tesalonianina 5:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tandremo sao misy mamaly ratsy ny ratsy,+ fa aoka kosa hifanao soa hatrany sy hanao soa amin’ny olona rehetra.+ 1 Petera 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 ka aza mamaly ratsy ny ratsy+ na manevateva rehefa misy manevateva.+ Aoka kosa ianareo hirary soa+ satria ho amin’izany no niantsoana anareo, mba handovanareo fitahiana.
35 Ahy ny famaliana, ary izaho no hamaly.+ Hivembena+ izy ireo amin’ny fotoana voatondro,Satria akaiky ny andro hahitany loza,+Ary avy haingana ny zavatra voaomana hihatra aminy.’+
29 Aza manao hoe: “Izay nataony tamiko no hataoko aminy.+ Hovaliako araka ny nataony avy ny tsirairay.”+
17 Aza mamaly ratsy ny ratsy,+ na amin’iza na amin’iza. Manaova izay tsara eo imason’ny olona rehetra.
15 Tandremo sao misy mamaly ratsy ny ratsy,+ fa aoka kosa hifanao soa hatrany sy hanao soa amin’ny olona rehetra.+
9 ka aza mamaly ratsy ny ratsy+ na manevateva rehefa misy manevateva.+ Aoka kosa ianareo hirary soa+ satria ho amin’izany no niantsoana anareo, mba handovanareo fitahiana.