FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 104:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Eny amin’ny rantsankazo eo ambonin’ireny no itoeran’ny voro-manidina,+

      Ao anaty ravinkazo mandrobona izy ireo no misioka.+

  • Ezekiela 31:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Teny amin’ny sampany no nanaovan’ny voro-manidina rehetra ny akaniny,+ ary teo ambany rantsany no niterahan’ny bibidia rehetra.+ Nonina teo ambany alokalony ny firenena rehetra be mponina.

  • Matio 13:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Fanoharana no nilazan’i Jesosy izany rehetra izany tamin’ny vahoaka. Tsy niteny taminy tokoa izy raha tsy tamin’ny fanoharana,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara