Levitikosy 11:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Toy izany koa ny kisoa,+ satria mivaky kitro izy sady misaraka tsara ny kitrony, saingy tsy mandinika. Maloto aminareo izy. Deoteronomia 14:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Toy izany koa ny kisoa,+ satria mivaky kitro izy, nefa tsy mandinika. Maloto aminareo izy. Tsy misy azonareo hanina ny henan’ireny, ary aza kasihina ny fatiny.+
7 Toy izany koa ny kisoa,+ satria mivaky kitro izy sady misaraka tsara ny kitrony, saingy tsy mandinika. Maloto aminareo izy.
8 Toy izany koa ny kisoa,+ satria mivaky kitro izy, nefa tsy mandinika. Maloto aminareo izy. Tsy misy azonareo hanina ny henan’ireny, ary aza kasihina ny fatiny.+