FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 8:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Nandositra nankany an-tanàna kosa ireo mpiandry kisoa ka nitantara ny zava-drehetra, anisan’izany ny amin’ireo lehilahy nisy demonia.

  • Lioka 8:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Ary nivoaka ny olona mba hijery izay nitranga, ka tonga teo amin’i Jesosy ary nahita an’ilay lehilahy nivoahan’ny demonia. Efa niakanjo sady efa salama saina ralehilahy, ary nipetraka teo an-tongotr’i Jesosy. Koa natahotra ny olona.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara