FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 3:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary hoy izy: “Mibebaha,+ fa efa manakaiky ny fanjakan’ny lanitra.”+

  • Lioka 3:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Koa nankany amin’ny faritra rehetra manodidina ny Reniranon’i Jordana izy, nitory ny batisa izay mariky ny fibebahana hahazoana famelan-keloka,+

  • Asan’ny Apostoly 13:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Nanao izany Andriamanitra taorian’ny nitorian’i Jaona+ ampahibemaso tamin’ny vahoakan’Israely manontolo. Nitory momba ny batisa mariky ny fibebahana tokoa izy talohan’ny nahatongavan’i Jesosy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara