Lioka 8:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 “Mandehana mody any an-tranonao, ary lazao foana amin’ny olona ny zavatra nataon’Andriamanitra taminao.”+ Dia lasa tokoa izy, nitory eran’ilay tanàna ny zavatra nataon’i Jesosy taminy.+
39 “Mandehana mody any an-tranonao, ary lazao foana amin’ny olona ny zavatra nataon’Andriamanitra taminao.”+ Dia lasa tokoa izy, nitory eran’ilay tanàna ny zavatra nataon’i Jesosy taminy.+