Marka 5:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tsy navelan’i Jesosy anefa ralehilahy, fa hoy izy taminy: “Modia any amin’ny havanao,+ ka lazao aminy izay rehetra nataon’i Jehovah+ taminao sy ny namindrany fo+ taminao.”
19 Tsy navelan’i Jesosy anefa ralehilahy, fa hoy izy taminy: “Modia any amin’ny havanao,+ ka lazao aminy izay rehetra nataon’i Jehovah+ taminao sy ny namindrany fo+ taminao.”