Matio 19:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary hoy ny navalin’i Petera azy: “Izahay efa nahafoy ny zava-drehetra ary nanaraka anao, koa inona no ho azonay?”+ Lioka 5:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa naverin’izy ireo teny an-tanety ny sambokely, ary nandao ny zava-drehetra ireo ka lasa nanaraka azy.+
27 Ary hoy ny navalin’i Petera azy: “Izahay efa nahafoy ny zava-drehetra ary nanaraka anao, koa inona no ho azonay?”+
11 Koa naverin’izy ireo teny an-tanety ny sambokely, ary nandao ny zava-drehetra ireo ka lasa nanaraka azy.+