Matio 10:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 ary aza mitady kitapom-batsy hoentina any amin’izay halehanareo, na akanjo roa, na kapa na tehina. Fa ny mpiasa mendrika hahazo ny sakafony.+ Asan’ny Apostoly 12:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia hoy ilay anjely+ taminy: “Misikìna ary afatory ny kapanao.” Koa nataony izany. Farany, dia hoy ilay anjely: “Anaovy ny akanjonao ivelany,+ ary araho aho.”
10 ary aza mitady kitapom-batsy hoentina any amin’izay halehanareo, na akanjo roa, na kapa na tehina. Fa ny mpiasa mendrika hahazo ny sakafony.+
8 Dia hoy ilay anjely+ taminy: “Misikìna ary afatory ny kapanao.” Koa nataony izany. Farany, dia hoy ilay anjely: “Anaovy ny akanjonao ivelany,+ ary araho aho.”