FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 18:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Hihinana an’ireny amin’ny toerana rehetra ianareo sy ny ankohonanareo, satria ireny no karamanareo ho tambin’ny fanompoanareo ao amin’ny tranolay fihaonana.+

  • Marka 6:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Nodidiany koa ireo mba tsy hitondra na inona na inona any amin’izay halehany, afa-tsy tehina ihany, ka tsy hitondra mofo, na kitapom-batsy,+ na vola varahina ao anaty fehikibo fasiany vola,+

  • Lioka 9:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 ka hoy izy taminy: “Aza mitondra na inona na inona any amin’izay alehanareo, na tehina na kitapom-batsy na mofo na vola, ary aza mitondra akanjo anankiroa.+

  • Lioka 10:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Koa mitoera ao amin’izany trano izany,+ ary hano sy sotroy izay omeny,+ fa mendrika hahazo ny karamany ny mpiasa.+ Aza mifindrafindra trano.+

  • 1 Korintianina 9:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Toy izany koa fa nodidian’ny Tompo+ hivelona amin’ny vaovao tsara izay mitory ny vaovao tsara.+

  • 1 Timoty 5:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Hoy mantsy ny Soratra Masina hoe: “Aza asiana fehivava ny omby miasa eny am-pamoloana”,+ sy hoe: “Mendrika hahazo karama ny mpiasa.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara