Levitikosy 19:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Aza manambaka olona,+ na maka an-keriny+ ny fananany. Aza tazonina any aminao mandritra ny alina ka mandra-maraina ny karaman’olona karamainao.+ Matio 10:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 ary aza mitady kitapom-batsy hoentina any amin’izay halehanareo, na akanjo roa, na kapa na tehina. Fa ny mpiasa mendrika hahazo ny sakafony.+ Galatianina 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Aoka koa izay ampianarina*+ ny tenin’Andriamanitra mba hifampizara+ ny zava-tsoa rehetra amin’ilay mampianatra.+
13 Aza manambaka olona,+ na maka an-keriny+ ny fananany. Aza tazonina any aminao mandritra ny alina ka mandra-maraina ny karaman’olona karamainao.+
10 ary aza mitady kitapom-batsy hoentina any amin’izay halehanareo, na akanjo roa, na kapa na tehina. Fa ny mpiasa mendrika hahazo ny sakafony.+
6 Aoka koa izay ampianarina*+ ny tenin’Andriamanitra mba hifampizara+ ny zava-tsoa rehetra amin’ilay mampianatra.+