Deoteronomia 25:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Aza asiana fehivava ny omby miasa eny am-pamoloana.+ 1 Korintianina 9:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa izao no voasoratra ao amin’ny lalàn’i Mosesy: “Aza asiana fehivava ny omby miasa eny am-pamoloana.”+ Ny omby ve no ahin’Andriamanitra?
9 Fa izao no voasoratra ao amin’ny lalàn’i Mosesy: “Aza asiana fehivava ny omby miasa eny am-pamoloana.”+ Ny omby ve no ahin’Andriamanitra?