Ohabolana 12:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Mitsimbina ny ain’ny biby fiompiny ny marina,+ fa fahasiahana kosa no mba famindram-pon’ny ratsy fanahy.+ 1 Korintianina 9:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa izao no voasoratra ao amin’ny lalàn’i Mosesy: “Aza asiana fehivava ny omby miasa eny am-pamoloana.”+ Ny omby ve no ahin’Andriamanitra? 1 Timoty 5:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hoy mantsy ny Soratra Masina hoe: “Aza asiana fehivava ny omby miasa eny am-pamoloana”,+ sy hoe: “Mendrika hahazo karama ny mpiasa.”+
10 Mitsimbina ny ain’ny biby fiompiny ny marina,+ fa fahasiahana kosa no mba famindram-pon’ny ratsy fanahy.+
9 Fa izao no voasoratra ao amin’ny lalàn’i Mosesy: “Aza asiana fehivava ny omby miasa eny am-pamoloana.”+ Ny omby ve no ahin’Andriamanitra?
18 Hoy mantsy ny Soratra Masina hoe: “Aza asiana fehivava ny omby miasa eny am-pamoloana”,+ sy hoe: “Mendrika hahazo karama ny mpiasa.”+