Deoteronomia 25:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Aza asiana fehivava ny omby miasa eny am-pamoloana.+ 1 Timoty 5:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hoy mantsy ny Soratra Masina hoe: “Aza asiana fehivava ny omby miasa eny am-pamoloana”,+ sy hoe: “Mendrika hahazo karama ny mpiasa.”+
18 Hoy mantsy ny Soratra Masina hoe: “Aza asiana fehivava ny omby miasa eny am-pamoloana”,+ sy hoe: “Mendrika hahazo karama ny mpiasa.”+