Lioka 9:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fantatry ny vahoaka anefa izany, ka nanaraka azy izy ireo, ary noraisin’i Jesosy tsara. Koa niresaka taminy momba ny fanjakan’Andriamanitra+ izy, sady nanasitrana an’ireo nila fanasitranana.+ Jaona 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nisy vahoaka be anefa nanaraka azy foana, noho ny nahitan’ireo ny famantarana nataony tamin’ny marary.+
11 Fantatry ny vahoaka anefa izany, ka nanaraka azy izy ireo, ary noraisin’i Jesosy tsara. Koa niresaka taminy momba ny fanjakan’Andriamanitra+ izy, sady nanasitrana an’ireo nila fanasitranana.+
2 Nisy vahoaka be anefa nanaraka azy foana, noho ny nahitan’ireo ny famantarana nataony tamin’ny marary.+