Marka 6:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Hitan’ny olona anefa ny niaingan’ireo, ka nanjary fantatry ny maro izany. Ary niala avy any amin’ny tanàna rehetra ny olona ka nihazakazaka nirohotra nankany, ary tonga talohan’ireo.+ Lioka 9:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fantatry ny vahoaka anefa izany, ka nanaraka azy izy ireo, ary noraisin’i Jesosy tsara. Koa niresaka taminy momba ny fanjakan’Andriamanitra+ izy, sady nanasitrana an’ireo nila fanasitranana.+ Jaona 2:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Maro no nino ny anarany+ raha nahita ny famantarana nataony,+ tamin’izy tany Jerosalema, tamin’ny fetin’ny+ Paska.
33 Hitan’ny olona anefa ny niaingan’ireo, ka nanjary fantatry ny maro izany. Ary niala avy any amin’ny tanàna rehetra ny olona ka nihazakazaka nirohotra nankany, ary tonga talohan’ireo.+
11 Fantatry ny vahoaka anefa izany, ka nanaraka azy izy ireo, ary noraisin’i Jesosy tsara. Koa niresaka taminy momba ny fanjakan’Andriamanitra+ izy, sady nanasitrana an’ireo nila fanasitranana.+
23 Maro no nino ny anarany+ raha nahita ny famantarana nataony,+ tamin’izy tany Jerosalema, tamin’ny fetin’ny+ Paska.