FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 9:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Raha vao miditra ao an-tanàna ianareo, dia hahita azy, alohan’ny hiakarany hisakafo eny amin’ny toerana avo. Tsy afaka misakafo mantsy ny olona mandra-pahatongany, fa izy no manao fisaorana ny amin’ny sorona.+ Aorian’izay vao mahazo misakafo ireo nasaina. Koa miakara, fa izao dia izao izy no ho hitanareo.”

  • Lioka 24:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Ary raha nandry ilika hiara-misakafo tamin’ireo izy, dia nandray ny mofo ka nisaotra an’Andriamanitra, ary notapahiny ny mofo ka natolony azy ireo.+

  • 1 Timoty 4:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Tena tsara daholo mantsy ny zava-drehetra noforonin’Andriamanitra,+ ary tsy misy tokony holavina+ raha raisina amin’ny fisaorana,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara