Matio 14:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Koa nihinana ny rehetra ka voky. Ary nangoniny ny sombintsombiny sisa tsy lany ka nahafeno harona roa ambin’ny folo.+ Lioka 9:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Koa nihinana ny rehetra ka voky. Ary nangoniny ny sombintsombiny sisa tsy lany ka nahafeno harona roa ambin’ny folo.+ Jaona 6:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Rehefa voky ny olona,+ dia hoy izy tamin’ny mpianany: “Angony ny sombintsombiny sisa tsy lany mba tsy hisy ho verivery fotsiny.”
20 Koa nihinana ny rehetra ka voky. Ary nangoniny ny sombintsombiny sisa tsy lany ka nahafeno harona roa ambin’ny folo.+
17 Koa nihinana ny rehetra ka voky. Ary nangoniny ny sombintsombiny sisa tsy lany ka nahafeno harona roa ambin’ny folo.+
12 Rehefa voky ny olona,+ dia hoy izy tamin’ny mpianany: “Angony ny sombintsombiny sisa tsy lany mba tsy hisy ho verivery fotsiny.”