Matio 14:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Niteny taminy avy hatrany anefa i Jesosy hoe: “Mahereza fa izaho ihany ity.+ Aza matahotra.” Jaona 6:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Fa hoy i Jesosy: “Izaho ihany ity. Aza matahotra!”+