Marka 6:50 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 50 satria nahita azy izy rehetra ka natahotra. Niteny tamin’ireo avy hatrany anefa izy hoe: “Mahereza fa izaho ihany ity. Aza matahotra.”+ Jaona 6:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Fa hoy i Jesosy: “Izaho ihany ity. Aza matahotra!”+ Asan’ny Apostoly 23:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nijoro teo anilany anefa ny Tompo ny alin’iny,+ ka nanao hoe: “Mahereza!+ Fa toy ny nanazavanao tsara*+ ny momba ahy teto Jerosalema no tsy maintsy hitorianao ny teny any Roma koa.”+
50 satria nahita azy izy rehetra ka natahotra. Niteny tamin’ireo avy hatrany anefa izy hoe: “Mahereza fa izaho ihany ity. Aza matahotra.”+
11 Nijoro teo anilany anefa ny Tompo ny alin’iny,+ ka nanao hoe: “Mahereza!+ Fa toy ny nanazavanao tsara*+ ny momba ahy teto Jerosalema no tsy maintsy hitorianao ny teny any Roma koa.”+