FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 28:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Nanome fotoana an’i Paoly izy ireo, ka maro kokoa no tonga tao an-tranony. Nanomboka tamin’ny maraina ka hatramin’ny hariva, dia nohazavain’i Paoly tamin’izy ireo ilay raharaha, ka sady nanazava tsara* momba ny fanjakan’Andriamanitra izy+ no nandresy lahatra azy momba an’i Jesosy, avy tamin’ny lalàn’i Mosesy+ sy tamin’ny Mpaminany.+

  • Asan’ny Apostoly 28:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Koa nipetraka roa taona ngarangidina tao amin’ny trano nohofany i Paoly,+ ary nandray tsara an’izay rehetra tonga tao aminy,

  • Romanina 1:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Koa marisika hitory ny vaovao tsara+ aminareo izay any Roma+ koa aho.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara