Matio 14:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Nony nahafantatra azy ny mponina tao amin’izany toerana izany, dia nampilaza tany amin’ny faritra rehetra manodidina. Koa nentin’ny olona teo aminy izay rehetra narary.+
35 Nony nahafantatra azy ny mponina tao amin’izany toerana izany, dia nampilaza tany amin’ny faritra rehetra manodidina. Koa nentin’ny olona teo aminy izay rehetra narary.+