Matio 15:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary nisy vehivavy fenisianina+ avy ao amin’ireo faritra ireo nivoaka sady niantsoantso mafy hoe: “Mba iantrao aho,+ ry Tompo Zanak’i Davida ô! Marary mafy ny zanako vavy fa azon’ny demonia.”
22 Ary nisy vehivavy fenisianina+ avy ao amin’ireo faritra ireo nivoaka sady niantsoantso mafy hoe: “Mba iantrao aho,+ ry Tompo Zanak’i Davida ô! Marary mafy ny zanako vavy fa azon’ny demonia.”