FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 17:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “Mitsangàna ka mandehana any Zarefata+ any Sidona, ary mijanòna any. Misy vehivavy mpitondratena efa nasaiko hanome sakafo anao any.”

  • Marka 7:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Grika ravehivavy saingy olom-pirenena syrianina-fenisianina. Ary nitalaho naharitra taminy ravehivavy mba hamoahany ilay demonia tamin’ny zanany vavy.+

  • Lioka 4:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Tsy nirahina ho any amin’ny anankiray tamin’ireny anefa i Elia, fa ho any amin’ny vehivavy mpitondratena iray tany Zarefata+ any Sidona ihany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara