1 Mpanjaka 17:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa nitsangana izy ka nankany Zarefata, dia nankao amin’ny fidirana amin’ilay tanàna. Ary nisy vehivavy mpitondratena naka kitay teo. Dia niantso azy i Elia, ka nanao hoe: “Mba itondray rano kely anaty kaopy re aho hosotroiko e!”+
10 Koa nitsangana izy ka nankany Zarefata, dia nankao amin’ny fidirana amin’ilay tanàna. Ary nisy vehivavy mpitondratena naka kitay teo. Dia niantso azy i Elia, ka nanao hoe: “Mba itondray rano kely anaty kaopy re aho hosotroiko e!”+