Matio 9:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Nony lasa ireo, dia nentin’ny olona teo aminy ny lehilahy moana iray nisy demonia.+ Lioka 11:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary namoaka demonia nahatonga lehilahy iray ho moana+ izy, taoriana kelin’izay. Koa afa-niteny ilay lehilahy moana rehefa nivoaka ilay demonia, ka gaga ny vahoaka. Asan’ny Apostoly 9:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 ka hitany tao amin’ny fahitana ny lehilahy atao hoe Ananiasy, izay niditra ka nametra-tanana taminy, mba hahitan’ny masony indray.”+
14 Ary namoaka demonia nahatonga lehilahy iray ho moana+ izy, taoriana kelin’izay. Koa afa-niteny ilay lehilahy moana rehefa nivoaka ilay demonia, ka gaga ny vahoaka.
12 ka hitany tao amin’ny fahitana ny lehilahy atao hoe Ananiasy, izay niditra ka nametra-tanana taminy, mba hahitan’ny masony indray.”+