Marka 6:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Dia hoy izy tamin’ireo: “Firy ny mofo any aminareo? Mandehana jereo!” Rehefa avy namantatra an’izany izy ireo dia niteny hoe: “Mofo dimy sy trondro roa.”+
38 Dia hoy izy tamin’ireo: “Firy ny mofo any aminareo? Mandehana jereo!” Rehefa avy namantatra an’izany izy ireo dia niteny hoe: “Mofo dimy sy trondro roa.”+