Matio 10:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Izay mamonjy ny ainy* no hamoy izany, ary izay mamoy ny ainy noho ny amiko kosa no hamonjy izany.+ Matio 16:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Fa izay te hamonjy ny ainy* dia hamoy azy, ary izay mamoy ny ainy noho ny amiko kosa dia hahazo azy.+ Lioka 9:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Fa izay te hamonjy ny ainy dia hamoy azy, ary izay mamoy ny ainy noho ny amiko kosa dia hamonjy azy.+ Jaona 12:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Izay tia ny ainy* no hamoy azy, fa izay mankahala ny ainy+ eo amin’izao fiainana izao kosa, no hiaro azy ho amin’ny fiainana mandrakizay.+ Apokalypsy 12:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary izy ireo dia naharesy azy+ noho ny ran’ny Zanak’ondry+ sy ny hafatra torin’izy ireo,+ ary tsy nankamamy ny ainy*+ ireo, na ho faty aza.
39 Izay mamonjy ny ainy* no hamoy izany, ary izay mamoy ny ainy noho ny amiko kosa no hamonjy izany.+
25 Fa izay te hamonjy ny ainy* dia hamoy azy, ary izay mamoy ny ainy noho ny amiko kosa dia hahazo azy.+
24 Fa izay te hamonjy ny ainy dia hamoy azy, ary izay mamoy ny ainy noho ny amiko kosa dia hamonjy azy.+
25 Izay tia ny ainy* no hamoy azy, fa izay mankahala ny ainy+ eo amin’izao fiainana izao kosa, no hiaro azy ho amin’ny fiainana mandrakizay.+
11 Ary izy ireo dia naharesy azy+ noho ny ran’ny Zanak’ondry+ sy ny hafatra torin’izy ireo,+ ary tsy nankamamy ny ainy*+ ireo, na ho faty aza.