Matio 16:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Fa izay te hamonjy ny ainy* dia hamoy azy, ary izay mamoy ny ainy noho ny amiko kosa dia hahazo azy.+ Marka 8:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Fa izay te hamonjy ny ainy dia hamoy azy, ary izay mamoy ny ainy noho ny amiko sy ny vaovao tsara kosa dia hamonjy azy.+ Lioka 9:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Fa izay te hamonjy ny ainy dia hamoy azy, ary izay mamoy ny ainy noho ny amiko kosa dia hamonjy azy.+
25 Fa izay te hamonjy ny ainy* dia hamoy azy, ary izay mamoy ny ainy noho ny amiko kosa dia hahazo azy.+
35 Fa izay te hamonjy ny ainy dia hamoy azy, ary izay mamoy ny ainy noho ny amiko sy ny vaovao tsara kosa dia hamonjy azy.+
24 Fa izay te hamonjy ny ainy dia hamoy azy, ary izay mamoy ny ainy noho ny amiko kosa dia hamonjy azy.+