Matio 5:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Sambatra ianareo raha tevatevain’ny olona+ sy enjehiny+ ary amoronany lainga ka lazainy fa nanao izao zava-dratsy rehetra izao, noho ny amiko. Jaona 16:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ory koa ianareo ankehitriny, nefa mbola hahita anareo indray aho ka ho faly ny fonareo,+ ary tsy hisy hanala aminareo izany fifaliana izany. Asan’ny Apostoly 14:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 ary nanatanjaka an’ireo mpianatra+ sy nampahery azy mba tsy hialany amin’ny finoana, ka nanao hoe: “Tsy maintsy mandia fahoriana maro isika mba hidirantsika ao amin’ny fanjakan’Andriamanitra.”+
11 “Sambatra ianareo raha tevatevain’ny olona+ sy enjehiny+ ary amoronany lainga ka lazainy fa nanao izao zava-dratsy rehetra izao, noho ny amiko.
22 Ory koa ianareo ankehitriny, nefa mbola hahita anareo indray aho ka ho faly ny fonareo,+ ary tsy hisy hanala aminareo izany fifaliana izany.
22 ary nanatanjaka an’ireo mpianatra+ sy nampahery azy mba tsy hialany amin’ny finoana, ka nanao hoe: “Tsy maintsy mandia fahoriana maro isika mba hidirantsika ao amin’ny fanjakan’Andriamanitra.”+