FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 8:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Ary nanomboka nampianatra azy ireo koa izy fa tsy maintsy hijaly mafy ny Zanak’olona, sady holavin’ny anti-panahy sy ny lehiben’ny mpisorona ary ny mpanora-dalàna ka hovonoina ho faty,+ ary hitsangana rehefa afaka telo andro.+

  • Marka 9:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Nampianatra ny mpianany mantsy izy ka niteny taminy hoe: “Hatolotra eo an-tanan’ny olona ny Zanak’olona ka hovonoiny ho faty.+ Na ho faty aza anefa izy, dia hitsangana rehefa afaka telo andro.”+

  • Lioka 9:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary hoy koa izy: “Tsy maintsy hijaly mafy ny Zanak’olona sady holavin’ny anti-panahy sy ny lehiben’ny mpisorona ary ny mpanora-dalàna, ka hovonoina ho faty+ ary hatsangana amin’ny andro fahatelo.”+

  • Lioka 18:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Dia nentiny nihataka kely izy roa ambin’ny folo lahy, ka hoy izy: “Miakatra ho any Jerosalema isika izao. Ary ho tanteraka daholo izay rehetra voasoratra tamin’ny alalan’ny mpaminany+ mahakasika ny Zanak’olona.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara