Matio 20:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 dia hatolony amin’ireo hafa firenena ka hataon’ireo ho fihomehezana sy hokaravasiny ary hofantsihany amin’ny hazo fijaliana.+ Ary hatsangana izy amin’ny andro fahatelo.”+ Lioka 18:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Dia hokaravasiny+ ny Zanak’olona, ary avy eo dia hovonoiny ho faty.+ Hitsangana anefa izy amin’ny andro fahatelo.”+ Asan’ny Apostoly 10:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Fa Andriamanitra nanangana azy tamin’ny andro fahatelo, ka namela azy hiseho tamin’olona.+ 1 Korintianina 15:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 ary nalevina izy+ dia natsangana+ tamin’ny maty tamin’ny andro fahatelo,+ araka ny Soratra Masina,+
19 dia hatolony amin’ireo hafa firenena ka hataon’ireo ho fihomehezana sy hokaravasiny ary hofantsihany amin’ny hazo fijaliana.+ Ary hatsangana izy amin’ny andro fahatelo.”+
33 Dia hokaravasiny+ ny Zanak’olona, ary avy eo dia hovonoiny ho faty.+ Hitsangana anefa izy amin’ny andro fahatelo.”+
4 ary nalevina izy+ dia natsangana+ tamin’ny maty tamin’ny andro fahatelo,+ araka ny Soratra Masina,+