Matio 17:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 ka hovonoiny ho faty, ary hatsangana amin’ny andro fahatelo.”+ Nalahelo be izy ireo noho izany.+ Matio 28:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tsy ato izy fa efa natsangana,+ araka ny efa nolazainy. Avia, jereo fa teo no nandriany. Marka 10:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 ka hataon’ireo ho fihomehezana sy hororany sy hokaravasiny ary hovonoiny ho faty. Hitsangana anefa izy rehefa afaka telo andro.”+ Lioka 18:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Dia hokaravasiny+ ny Zanak’olona, ary avy eo dia hovonoiny ho faty.+ Hitsangana anefa izy amin’ny andro fahatelo.”+ Asan’ny Apostoly 10:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Fa Andriamanitra nanangana azy tamin’ny andro fahatelo, ka namela azy hiseho tamin’olona.+ 1 Korintianina 15:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 ary nalevina izy+ dia natsangana+ tamin’ny maty tamin’ny andro fahatelo,+ araka ny Soratra Masina,+
34 ka hataon’ireo ho fihomehezana sy hororany sy hokaravasiny ary hovonoiny ho faty. Hitsangana anefa izy rehefa afaka telo andro.”+
33 Dia hokaravasiny+ ny Zanak’olona, ary avy eo dia hovonoiny ho faty.+ Hitsangana anefa izy amin’ny andro fahatelo.”+
4 ary nalevina izy+ dia natsangana+ tamin’ny maty tamin’ny andro fahatelo,+ araka ny Soratra Masina,+