Matio 4:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Avy eo izy dia nandeha+ nanerana an’i Galilia+ manontolo, ka nampianatra tany amin’ny synagoga+ sy nitory ny vaovao tsaran’ilay fanjakana ary nanasitrana ny karazan’aretina+ rehetra sy ny karazana kilema rehetra, teo amin’ny vahoaka. Lioka 4:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Dia nanohy ny fitoriany tao amin’ireo synagoga tany Jodia tokoa izy.+
23 Avy eo izy dia nandeha+ nanerana an’i Galilia+ manontolo, ka nampianatra tany amin’ny synagoga+ sy nitory ny vaovao tsaran’ilay fanjakana ary nanasitrana ny karazan’aretina+ rehetra sy ny karazana kilema rehetra, teo amin’ny vahoaka.