Matio 4:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Avy eo izy dia nandeha+ nanerana an’i Galilia+ manontolo, ka nampianatra tany amin’ny synagoga+ sy nitory ny vaovao tsaran’ilay fanjakana ary nanasitrana ny karazan’aretina+ rehetra sy ny karazana kilema rehetra, teo amin’ny vahoaka. Marka 1:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Ary lasa izy nitory tany amin’ny synagoga nanerana an’i Galilia manontolo sady namoaka demonia.+
23 Avy eo izy dia nandeha+ nanerana an’i Galilia+ manontolo, ka nampianatra tany amin’ny synagoga+ sy nitory ny vaovao tsaran’ilay fanjakana ary nanasitrana ny karazan’aretina+ rehetra sy ny karazana kilema rehetra, teo amin’ny vahoaka.