Jeremia 23:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Ho avy ny andro”, hoy i Jehovah, “izay hampipoirako tsimoka marina ho an’i Davida.+ Hisy mpanjaka hitondra+ eo amin’ilay tany. Ho malina izy io ary hanao ny rariny sy ny hitsiny.+ Matio 9:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Rehefa niala teo i Jesosy, dia nisy jamba roa lahy+ nanaraka azy sady niantsoantso mafy hoe: “Mba iantrao izahay,+ ry Zanak’i Davida ô!” Matio 15:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary nisy vehivavy fenisianina+ avy ao amin’ireo faritra ireo nivoaka sady niantsoantso mafy hoe: “Mba iantrao aho,+ ry Tompo Zanak’i Davida ô! Marary mafy ny zanako vavy fa azon’ny demonia.” Romanina 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Izany vaovao tsara izany dia momba ny Zanany, izay avy amin’ny taranak’i Davida+ raha araka ny nofo,+
5 “Ho avy ny andro”, hoy i Jehovah, “izay hampipoirako tsimoka marina ho an’i Davida.+ Hisy mpanjaka hitondra+ eo amin’ilay tany. Ho malina izy io ary hanao ny rariny sy ny hitsiny.+
27 Rehefa niala teo i Jesosy, dia nisy jamba roa lahy+ nanaraka azy sady niantsoantso mafy hoe: “Mba iantrao izahay,+ ry Zanak’i Davida ô!”
22 Ary nisy vehivavy fenisianina+ avy ao amin’ireo faritra ireo nivoaka sady niantsoantso mafy hoe: “Mba iantrao aho,+ ry Tompo Zanak’i Davida ô! Marary mafy ny zanako vavy fa azon’ny demonia.”
3 Izany vaovao tsara izany dia momba ny Zanany, izay avy amin’ny taranak’i Davida+ raha araka ny nofo,+