Matio 21:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary nentin’izy roa lahy ilay ampondra sy ny zanany, ka nametrahany ny akanjony ivelany, ary teo amin’izany i Jesosy no nipetraka.+ Jaona 12:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary nahita zanak’ampondra+ i Jesosy ka nitaingenany, araka ny voasoratra hoe:
7 Ary nentin’izy roa lahy ilay ampondra sy ny zanany, ka nametrahany ny akanjony ivelany, ary teo amin’izany i Jesosy no nipetraka.+