1 Mpanjaka 1:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Dia nidina i Zadoka+ mpisorona sy Natana+ mpaminany sy Benaia+ zanak’i Joiada sy ny Keretita+ ary ny Peletita,+ ka nampitaingeniny an’i Solomona ilay ramolevavin’i Davida Mpanjaka,+ ary nentiny tany Gihona+ i Solomona. Lioka 19:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Dia nentin’izy roa lahy tany amin’i Jesosy ilay zanak’ampondra, ka nametrahany ny akanjony ivelany, dia nasainy nitaingina teo i Jesosy.+ Jaona 12:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary nahita zanak’ampondra+ i Jesosy ka nitaingenany, araka ny voasoratra hoe:
38 Dia nidina i Zadoka+ mpisorona sy Natana+ mpaminany sy Benaia+ zanak’i Joiada sy ny Keretita+ ary ny Peletita,+ ka nampitaingeniny an’i Solomona ilay ramolevavin’i Davida Mpanjaka,+ ary nentiny tany Gihona+ i Solomona.
35 Dia nentin’izy roa lahy tany amin’i Jesosy ilay zanak’ampondra, ka nametrahany ny akanjony ivelany, dia nasainy nitaingina teo i Jesosy.+