Matio 21:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Hoy ny navalin’i Jesosy azy: “Izaho koa mba hanontany zavatra iray aminareo. Raha valianareo izany, dia holazaiko aminareo koa hoe avy aiza ny fahefana anaovako an’izao:+ Lioka 20:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia namaly izy hoe: “Izaho koa mba hanontany anareo ka valio:+
24 Hoy ny navalin’i Jesosy azy: “Izaho koa mba hanontany zavatra iray aminareo. Raha valianareo izany, dia holazaiko aminareo koa hoe avy aiza ny fahefana anaovako an’izao:+