Matio 21:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Hoy ny navalin’i Jesosy azy: “Izaho koa mba hanontany zavatra iray aminareo. Raha valianareo izany, dia holazaiko aminareo koa hoe avy aiza ny fahefana anaovako an’izao:+ Marka 11:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary hoy i Jesosy tamin’ireo: “Hanontany zavatra iray aminareo aho. Koa raha valianareo aho, dia holazaiko aminareo koa hoe avy aiza ny fahefana anaovako an’izao.+
24 Hoy ny navalin’i Jesosy azy: “Izaho koa mba hanontany zavatra iray aminareo. Raha valianareo izany, dia holazaiko aminareo koa hoe avy aiza ny fahefana anaovako an’izao:+
29 Ary hoy i Jesosy tamin’ireo: “Hanontany zavatra iray aminareo aho. Koa raha valianareo aho, dia holazaiko aminareo koa hoe avy aiza ny fahefana anaovako an’izao.+