FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 3:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary nivoaka nankany amin’i Jaona ny olona tany Jerosalema sy eran’i Jodia ary ny faritra rehetra manodidina ny Reniranon’i Jordana.

  • Matio 14:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Te hamono azy i Heroda saingy natahotra ny vahoaka izy, satria nihevitra an’i Jaona ho mpaminany ireo.+

  • Matio 21:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Fa raha hoy isika hoe: ‘Avy amin’ny olona’, dia ny vahoaka indray no atahorantsika,+ satria mihevitra izy rehetra fa mpaminany i Jaona.”+

  • Marka 6:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Natahotra+ mantsy i Heroda noho ny amin’i Jaona, izay fantany fa olo-marina sy masina+ ka narovany. Isaky ny nihaino+ an’i Jaona izy, dia very hevitra ny amin’izay tokony hataony aminy, nefa nahafaly azy foana ny nihaino azy.

  • Lioka 20:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Fa raha hoy isika hoe: ‘Avy amin’ny olona’, dia hitora-bato antsika ny olona rehetra,+ satria miaiky izy ireo fa mpaminany i Jaona.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara