Ohabolana 26:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Aza mamaly ny tsisy saina araka ny hadalany, sao hitovy aminy koa ianao.+ Matio 7:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Aza omena ny alika ny zava-masina,+ ary aza atsipy eo anoloan’ny kisoa ny perla any aminareo sao hohitsakitsahiny,+ dia hifotitra aminareo izy ka hamiravira anareo. Matio 21:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Koa hoy ny navaliny an’i Jesosy: “Tsy fantatray.” Ary izy kosa nilaza hoe: “Izaho koa tsy hilaza aminareo hoe fahefana avy aiza no anaovako an’izao.+ Lioka 20:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia hoy i Jesosy: “Izaho koa tsy hilaza aminareo hoe fahefana avy aiza no anaovako an’izao.”+
6 “Aza omena ny alika ny zava-masina,+ ary aza atsipy eo anoloan’ny kisoa ny perla any aminareo sao hohitsakitsahiny,+ dia hifotitra aminareo izy ka hamiravira anareo.
27 Koa hoy ny navaliny an’i Jesosy: “Tsy fantatray.” Ary izy kosa nilaza hoe: “Izaho koa tsy hilaza aminareo hoe fahefana avy aiza no anaovako an’izao.+