Matio 21:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Koa hoy ny navaliny an’i Jesosy: “Tsy fantatray.” Ary izy kosa nilaza hoe: “Izaho koa tsy hilaza aminareo hoe fahefana avy aiza no anaovako an’izao.+ Marka 11:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Koa hoy ny navaliny an’i Jesosy: “Tsy fantatray.” Dia hoy i Jesosy: “Izaho koa tsy hilaza aminareo hoe fahefana avy aiza no anaovako an’izao.”+
27 Koa hoy ny navaliny an’i Jesosy: “Tsy fantatray.” Ary izy kosa nilaza hoe: “Izaho koa tsy hilaza aminareo hoe fahefana avy aiza no anaovako an’izao.+
33 Koa hoy ny navaliny an’i Jesosy: “Tsy fantatray.” Dia hoy i Jesosy: “Izaho koa tsy hilaza aminareo hoe fahefana avy aiza no anaovako an’izao.”+