Matio 21:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Naniraka mpanompo hafa indray izy, maro noho ny teo aloha, kanefa mbola nataon’ireo toy izany koa.+ Lioka 20:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia naniraka mpanompo hafa indray ilay lehilahy. Fa nokapohin’ireo koa io sady nalany baraka ary nalefany nody maina.+ Hebreo 11:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Notoraham-bato+ izy ireo, niharam-pitsapana,+ notsofana, maty+ ripaky ny sabatra, nirenireny nitafy hoditr’ondry+ sy hoditr’osy, sady tsy nanana na inona na inona,+ nizaka fahoriana,+ nampijalina.+
36 Naniraka mpanompo hafa indray izy, maro noho ny teo aloha, kanefa mbola nataon’ireo toy izany koa.+
11 Dia naniraka mpanompo hafa indray ilay lehilahy. Fa nokapohin’ireo koa io sady nalany baraka ary nalefany nody maina.+
37 Notoraham-bato+ izy ireo, niharam-pitsapana,+ notsofana, maty+ ripaky ny sabatra, nirenireny nitafy hoditr’ondry+ sy hoditr’osy, sady tsy nanana na inona na inona,+ nizaka fahoriana,+ nampijalina.+