Matio 21:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Nony nahita ny zanany anefa ireo mpamboly, dia nifampiresaka hoe: ‘Iny ny mpandova.+ Andao hovonointsika izy hahazoantsika ny lovany!’+ Lioka 20:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa raha vao nahita azy ny mpamboly, dia nifampiresaka hoe: ‘Iny ny mpandova. Andao hovonointsika izy dia ho antsika ny lova.’+
38 Nony nahita ny zanany anefa ireo mpamboly, dia nifampiresaka hoe: ‘Iny ny mpandova.+ Andao hovonointsika izy hahazoantsika ny lovany!’+
14 Fa raha vao nahita azy ny mpamboly, dia nifampiresaka hoe: ‘Iny ny mpandova. Andao hovonointsika izy dia ho antsika ny lova.’+