Matio 22:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Fa rehefa hitsangana ny maty, dia tsy hampaka-bady izy na havoaka hampakarina,+ fa ho tahaka ny anjely any an-danitra. Lioka 20:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Fa tsy mba mampaka-bady na avoaka hampakarina kosa izay atao mendrika+ hahazo izany fiainana izany+ sy ny fitsanganana amin’ny maty.+
30 Fa rehefa hitsangana ny maty, dia tsy hampaka-bady izy na havoaka hampakarina,+ fa ho tahaka ny anjely any an-danitra.
35 Fa tsy mba mampaka-bady na avoaka hampakarina kosa izay atao mendrika+ hahazo izany fiainana izany+ sy ny fitsanganana amin’ny maty.+